Rainay Izay any an-danitra,
hohamasinina anie ny anaranao.
Ho tonga anie ny fanjakanao.
Hatao anie ny sitraponao
etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra.
Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay.
Ary mamelà ny helokay,
tahaka ny famelanay izay meloka taminay.
Ary aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy,
fa manafaha anay amin'ny ratsy.
Fa Anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra mandrakizay.
Amena.
0
/ 40
Tap or swipe after completing the prayer